Groupe MTEM 25e Alasora

De Scoutopedia


25e Alasora
Fondation :
Fondateurs :
Fermeture : {{{fermeture}}}
Chef(s) actuel(s) :
Coordonnées
Adresse : FJKM Ambohimanoa Alasora Betesda
Alasora
Téléphone :
E-mail :
[mailto: ]
Site web :
[ ]




Historiques / Tantara kely

Mpikambana ao amin'ny Mpanazava sy Tily Eto Madagasikara ny Fivondronana faha-25 Alasora. Izay niforona ny taona 1955 tao amin'ny fiangonana FJKM Ambohimanoa Alasora Betesda. Tamin'ny taona 1953, nandalo tao amin'ny Fiangonana FJKM Alasora ireo Skoto avy ao Antsahamanitra, izay notarihin'Atoa RAKOTOVAO, mba hanao fitsidihana sy fanentanana ny kristiana mba hanorina ny fikambanana skotisma. Herin'andro taorian'izay, dia niorona ny Antoko Tily notarihin'ny Sefo RASOLOMANANA sy RANDRIAHONINTSOA Seth rehefa neken'ny Mpitandrina RAZAFINDRAMIANDRA sy ny kristiana. Ny 03 Aogositra 1954 no nanokanan'Atoa RAJOELISOLO Jean Lequer tamin'ny fomba ofisialy ny Fivondronana ka nahazahoany ny laharana faha-25. Ny Mpitandrina RAZAFINDRAMIANDRA no namorona ireo lokon'ny fehin-tenda, izay notsoahiny tamin'ny loko hita ao anatin'ny fiangonana ihany.

Le groupe 25e Alasora appartient au mouvement Mpanazava sy Tily Eto Madagasikara (ou Éclaireurs et éclaireuses de Madagascar). Le groupe a été fondé en 1955 au sein de l'église FJKM Ambohimanoa Alasora Betesda (Église protestante malgache). En 1953, des Scouts dirigés par le Chef RAKOTOVAO provenant d'Antsahamanitra ont visité l'église FJKM Alasora pour inciter les chrétiens à fonder l'Association Scoutisme dans l'église.Une semaine après leur passage, sous l'accord du Pasteur RAZAFINDRAMIANDRA et les chrétiens, le groupe Alasora était fondé par des jeunes garçons dirigés par le Chef RASOLOMANANA et le Chef RANDRIAHONINTSOA Seth. L'inauguration officielle du groupe a était faite le dimanche 03 Aôut 1954 sous le parainage du Chef RAJOELISOLO Jean Lequer sous le numero 25. C'est le Pasteur RAZAFINDRAMIANDRA qui a choisit les couleurs du foulard du groupe en s'inspirant par les couleurs de l'intérieur de l'église.

Foulard (pour les Tily) et Cravatte (pour les Mpanazava) du groupe 25 Alasora

Ny Fivondronana faha-25 Alasora / Le groupe 25ème Alasora

  • Daty Nanokanana / Date d'inauguration : 03 Août 1954
  • Laharan'ny Fivondronana / Numéro du Groupe : 25
  • Anaran'ny Fivondronana / Nom du groupe : néant
  • Fehin-tenda / Foulard : Manga tanora / Bleu roi et Mavo tanora / Jaune poussin
  • Hevitry ny lokon'ny Fehin-tenda / Signification des couleurs du foulard : Ny Manga tanora manambara ny lokon-danitra ary ly Mavo tanora milaza ny lokon'ny fahatanorana satria ankizy sy tanora no mandrafitra ny Fivondronana / Bleu roi indique la couleur du ciel et la Jaune poussin celle de la jeunesse car se sont des enfants et des jeunes qui forment le groupe. D'où l'ensemble forme


                               " Banjino ny lanitra  manga amin'ny fahatanoran'ise "
                               " Regarde avec fierté le ciel bleu pour ta jeunesse "


Fivondronana faha-25 Alasora Ankehitriny / La 25ème Alasora actuelle

Miisa ho 70 eo ho eo amin'izao fotoana izao ny Mpanazava sy Tily ao amin'ny Fivondronana faha-25./ Actuellement, l'ensemble des Mpanazava et Tily dans le groupe 25ème Alasora atteint 70 personnes.

Le groupe 25ème Alasora

Ireo Mpiandraikitra / Les chefs et cheftaines

> Mpanazava :

  • Voronkely : Cheftaine Avotra, Cheftaine Salaly Magnefa
  • Mpanazava : Cheftaine Laingo
  • Afo  : Cheftaine Miora

> Tily :

  • Lovitao  : Baloo (Cheftaine Nivo), Baghera (Cheftaine Faratiana)
  • Tily  : Chef Koaky Matotra, Chef Antima Manaja
  • Mpiandalana : Chef Maxime, Chef Fenitra

Ireo Vondrona / Les différentes unités

> Mpanazava :

  • Voronkely : Manga (Bleue), mena (Rouge), Mainty (Noire), Fotsy (Blanche).
  • Mpanazava : Masoandro (Soleil), Kintana (Étoile), Volana (Lune) et Avana (Arc en ciel).
  • Afo  : Clan RAINIZANADRIKA

> Tily :

  • Lovitao  : Jaky (?), Mara (?), Mainty (Noire), Fotsy (Blanche).
  • Tily  : Voromailala (Pigeon), Akoholahy (Coq), Hitsikitsika (Hirondelle), Takodarana (?), Voromahery (Aigle).
  • Mpiandalana : Clan RATIARAY, clan RADAORODINA, clan RAZAFINDRAMIANDRA, clan RAINIJAONARY.
  • Menafify  : Clan ?


A propos

  • Notsongaina tao amin'ny Boky Volamena sy ny tahirin-kevitry ny Fivondronana.
  • Fanazavana fanampiny : nyonyfenitra@gmail.com
                                             Ny Zokiolona Fenitra ANDRIAMPENOMANANA NY ONY